|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 balelaka |
| Fototeny | 2 belaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka
5 Misokatra be (fiteny amin' ny vozon' akanjo, maso): Balela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitso. / Balela-maso itỳ zaza itỳ [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 bien ouvert et peu profond
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 balela-maso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|