|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bakelaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny tsihy na ny lamba vaventy, ratsy ny rariny na tenony: Soloy hafa itỳ tsihy itỳ fa bakelaka loatra ka tsy tiako
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a coarse plait, used of mats, etc.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 tissu grossier, natte grossière
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|