|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baiboho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[baibo]
3 tany lemaka fasehina sy lonaka eo amoron-drano, ka matetika dia voasaron-drano amin' ny fahavaratra; tsara amin' ny fambolem-pary, paraka, katsaka, voanjo, ets.; tanimbary sady lehibe no tsara sy mahavokatra
[Betsileo]
[1.38] 4 Tanety, indrindra ny amorona ivaiva [1.1] 5 tany lonaka apetraky ny tondra-drano misintona [1.13] 6 saha lonaka famboly [Masikoro] [2.606#151] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[baibo]
7 a field, a plantation near the water. See saha
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 terre alluvionnaire, terre fertile de décrue
[1.13] |
| Ohatra |
9 tany baiboho sy tanety mitsotra manara-dalana, mirefy tokony ho folo kilaometatra ny lavany
[2.472]
|
| Voambolana | 10 Toe-karena: fambolena |
| Fivaditsoratra | 11 abobohy, baiboho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|