|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 badrahodra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vaventy kidaladala, sy mitahontahona; mohamohaka tsy mahavita zavatra firy; mibonabonaka sady mivozavoza
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 plump yet awkward, clumsy, clownish, inelegant, dull, heavy looking.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|