|
|
|
|

Teny iditra1  badenina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja
4 Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 dizzy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui est ébloui, qui a des vertiges [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8 badena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19