|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 babangala |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (trano) foana tsisy mpipetraka ary efa afaka daholo ny varavarambe sy varavarankely rehetra tao anatiny
[1.1#134] 4 trano nilaozana, nafoy, ka nesorina na niala hatramin' ny varavarana: 5 Zary babangala ilay trano nilaozan-tompo [1.62#174] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 used of a house the roof of which is in a very dilapidated condition, and whose doors and windows have been removed
[1.2#75] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 se dit d'un maison abandonnée sans portes ni cloisons
[1.3#70] |
| Tsipelina hafa | 8 babangoala |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|