|
|
|
|

Teny iditra1  avongady
Fototeny  2 vongady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Amidy mitambatra, miaraka: Moa tsy navongadin' ilay mpivarotra daholo ny vary tao aminy ka ny kely vola tsy mba nahazo mihitsy!
5 Atao miharihary, mitokana erỳ, asongadina (filaza amin' ny zavatra lehibe, makadiry): Navongadiny terỳ an-tokotany ilay laona vato vao novidiny [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  avongady, 10 voadinga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12