|
|
|
|

Teny iditra1  atsofotra
Fototeny  2 tsofotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asitrika, alentika: Atsofotra ao anaty rano mangatsiaka ny vy mahamay rehefa aofana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on pousse dans, qu'on plonge dans [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  atsofotra, 10 fototsara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12