|
|
|
|

Teny iditra1  atsoboka
Fototeny  2 tsoboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampidirina ao anaty rano: Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto [1.1]
Ohatra  5  atsoboka anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona. [2.472#]
6  Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana atsoboka sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora. [2.508#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  atsoboka, 11 botsoaka, 12 kotsabao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12