Entrée atrongy (trongy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mitrongy, mihady na mitrandraka ny tany amin' ny vava [1.1]
Morphologie 
Présent : atrongy, atrongiko, atronginao, atronginy, atrongintsika, atronginay, atronginareo, atrongin', atrongin-, atrongim-
Passé : natrongy, natrongiko, natronginao, natronginy, natrongintsika, natronginay, natronginareo, natrongin', natrongin-, natrongim-
Futur : hatrongy, hatrongiko, hatronginao, hatronginy, hatrongintsika, hatronginay, hatronginareo, hatrongin', hatrongin-, hatrongim-
Impératif : atrongiso

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05