|
|
|
|

Teny iditra1  atolaka
Fototeny  2 tolaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory
5 Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany!
6 Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 atakalo, atolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02