|
|
|
|

Teny iditra1  atikitra
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza toerana misy ny tena toy ny atỳ, saingy somary fitenin' ny ankizy: Mafana be atikitra izany
4 Fanoroana lalana na toerana eo am-pitarihan-dalana ny olona miaraka amin' ny tena: Atikitra no misy azy, tompoko [1.1#120]
Fanazavàna teny anglisy  5 here. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 ici, un endroit rapproché et qui est peu ou nullement en vue [1.107#75]
Ohatra  7  tatikitra an-tranoko izy fahiny (Il est venu chez moi autrefois) [1.107#75]
8  atikitra hianao ka tsy miteny (Vous êtes là et vous ne dites rien [se dit à quelqu'un qu'on n'a pas vu tout d'abord]) [1.107#75]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  atikitra, 12 itikatra, 13 takaitry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12