|
|
|
|

Teny iditra1  atentina
Fototeny  2 tentina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mandoko; ahosotra: Taniravo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena zavatra akory
5 Entina manentsina ny loaka: Mividianasavoka hatentina io siny mitete io
6 Entina manala baraka, mandoto: Zavatra tsy nataoko akory no natentina ahy [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 an-tanety, atentina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02