|
|
|
|

Teny iditra1  atao ankila bao
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 enti-milaza ny entana atao amin' ny ilan' ny bao filanjana mba tsy hampahavesatra ila ny fitondrana; koa amin' izany entina hilazana izay zavatra rehetra ilaina mba hampifandanja fotsiny ny atao fa tsy misy hilana azy firy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19