|
|
|
|

Teny iditra1  atao an-drasa
Singan-teny  2 atao, 3 rasa
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny biby izay efa marary na nahazo takaitra, ka vonjena vonoina fa tsy avala ho faty ho azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12