|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atanontanona |
| Fototeny | 2 tanontanona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 apetraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Aza atanontanona eo akaikin' ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | atanontanona, 9 atonantonana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|