Entrée atandrina (tandrina)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ilazana ny olona alaina hitandrina: Iza no hatandrina ireto mpianatra ireto raha lasa ianao [1.1]
Morphologie 
Présent : atandrina, atandriko, atandrinao, atandriny, atandrintsika, atandrinay, atandrinareo, atandrin', atandrin-, atandrim-, atandri-
Passé : natandrina, natandriko, natandrinao, natandriny, natandrintsika, natandrinay, natandrinareo, natandrin', natandrin-, natandrim-, natandri-
Futur : hatandrina, hatandriko, hatandrinao, hatandriny, hatandrintsika, hatandrinay, hatandrinareo, hatandrin', hatandrin-, hatandrim-, hatandri-
Impératif : atandremo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05