|
|
|
|

Teny iditra1  atandrify
Fototeny  2 tandrify
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao eo anoloana, mifanatrika amin' ny...: Aza atandrify ny trano ny lava-pako [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 andrifaty, atandrify

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12