|
|
|
|

Teny iditra1  atanaka
Fototeny  2 tan
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (ny vava) Atanatana noho ny figagana eo anoloan' ny zavatra mahazendana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 akataña, atanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12