|
|
|
|

Teny iditra1  atakoditra
Fototeny  2 takoditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à faire cuire avec la peau [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  atakoditra, 10 torakatady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12