|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ataingeno |
| Fototeny | 2 taingina |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ataingina [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 ataingeno eo ambony fatana ny vilany
[1.1]
5 Avia, hoy izy, tano ity babo ity, dia fatory ary ataingeno eny ambony omby anankiray. [2.895#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16 |
|