|
|
|
|

Teny iditra1  asongadina
Fototeny  2 songadina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Avahana tsara; avongady, aboridana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be uncovered [1.2#588]
Fanazavàna teny frantsay  6 à séparer, à écarter, à isoler ; à dépouiller de ses vêtements [1.3#630]
Ohatra  7  Azo asongadina fa lanin' ny sakafo ny antsasaky ny vola miditra, taratry ny fahantrana izany. [4.27#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 asangodina, asongadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12