|
|
|
|

Teny iditra1  asobilatra
Fototeny  2 sobilatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao didy misompirana: Nahoana no nasobilatrao toy izao itỳ didy hena ka manjary tsy mitovy ny anjarantsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à faire aller obliquement [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 abolasitra, 11 abolisatra, asobilatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12