|
|
|
|

Teny iditra1 asendrasendra
Fototeny  2sendrasendra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
4Entina maminavina ara-keviny (enti-milaza akoholahy atao fitsapana): Tsy manaiky aho raha ny akohoko no asendrasendra. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12