Entrée asa tany
Mots élémentaires asa ; tany
Partie du discours locution
Explications en malgache Asa fambolena, izany hoe fitrandrahana ny tany [1.1]
Exemples Namporisika ny asatany izy ka nampanao fefiloha betsaka, ahazoana manova ho tanimbary ireo farihy sy petsapetsa. [2.332]

Mis à jour le 2023/06/16