|
|
|
|

Teny iditra1  asaoka
Fototeny  2 saoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin' ny didy akanjo): Soga voantondro telo no nasaoka ilay lohaka fa tery loatra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 akasao, 11 asakao, asaoka, 12 asoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08