|
|
|
|

Teny iditra1  asam-birao
Singan-teny  2 asa, 3 birao
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 asa atao any amin' ny birao, izay miompana indrindra amin' ny soratra [1.1]
Tsipelina hafa  6 asa birao

Fivaditsoratra  7 Amboasary, asam-birao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02