|
|
|
|

Teny iditra1  asaiky
Fototeny  2 saiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao saikiny na solony ratsiratsy kokoa: Mpitandrina tovolahy kely no nasaiky ny mpampianatra nanavy ka tsy faly ny mpianatra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 Akiasy, asaiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12