|
|
|
|

Teny iditra1  asafaty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fetin' ny maty izay atao isan-taona, nefa koa indraindray isan-droa na telo taona, ho an' ireo rehetra maty nandritra izay fepotoana izay; izay nanaovana asafaty ihany no mahazo miditra amin' ny fasana raikitra [Taisaka] [1.1]

Fivaditsoratra  asafaty, 4 Safatia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12