Entrée aro riaka
Mots élémentaires aro ; riaka
Partie du discours locution
Explications en malgache Tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano [1.1]
Explications en français Rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau [1.3]
Exemples Satria nisy ny aroriaka hatrany sahala amin' izany natao, dia mba vita ihany ny teo. [2.4]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/06/18