|
|
|
|

Teny iditra1  aro-poizina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 karazana fiarovana amboarin'ny taova hanoherana ny asan'ny poizin'ny mikrôby [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 antitoxine [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12