|
|
|
|

Teny iditra1  arisika
Fototeny  2 risika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga marisika, mazoto; atao izay hananana zotom-po: Arisiho amin' ny asa ny tanora [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9 ady tsy arisika

Fivaditsoratra  arisika, 10 sariaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09