|
|
|
|

Teny iditra1  arikatra
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza toerana mitovy amin' ny arỳ, fa manondro mafimafy kokoa ary somary fitenin' ny ankizy indrindra:
4 Aiza no misy ny tranonareo, ry Bozy ! -- Arikatra amoron-drano arikatra. / Nankaiza no nandositra ilay omby ? -- Arikatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17