|
|
|
|

Teny iditra1  arenireny
Fototeny  2 renireny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina na avala mandeha atsy sy ary, avezivezy, avoivoy: Aza arenireny ny alikanao rahalina fa lasan' ny mpisambotra alika [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  arenireny, 9 erinerina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12