Entrée | araparapa (raparapa) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asaina mamindra na mandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa: Naraparapan' ny haizina aho ka voapoka ny lohako, voadona ny soroko Asaina mizotra fotsiny amim-pahamaikana tsy mihevitra izay ho vokatr' izany: Araparapan' ny fahoriana Ramatoa irỳ ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory [1.1] | ||||||||
Explications en français | à faire tâtonner [1.3] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |