|
|
|
|

Teny iditra1  araotra
Fototeny  2 raotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina miraotra, miraoka ahitra, na manongotra, manorotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce avec quoi on broute, on arrache, on peigne [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  araotra, 10 aroatra, 11 raoatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12