|
|
|
|

Teny iditra1  araoka
Fototeny  2 raoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mandraoka, manangona: Ity harona ity araoka ireo tsaramaso raraka ireo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  araoka, 9 aroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12