Entrée ara-kaizina (araka, izina)
Partie du discours locution
Définition malgache fomba fanaon' ny jiolahy hitadiavany ny maizimaizina lalandava hanafenany ny ratsy vitany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise [aizina, darkness.] Hiding one's self under cover of darkness. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31