|
|
|
|

Teny iditra 1  apariaho
Fototeny  2 pariaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana apariaka [Fitanisana]
Ohatra  4  Manantena sady miandry fatratra aho, Ka ny taratrao, ry Volana, apariaho! [1.219]
5  Koa rehefa hanolotra ny vola amin'ny Vazaha ianareo dia apariaho betsaka eo ny vola hahavariana azy sy hanisàny azy. [2.366#138]
Tovy hevitra  6 aparitaho

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26