|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aompana |
| Fototeny | 2 ompana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy
5 Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be tied to.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 ampanoa, aompana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|