|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  aolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy misy olona, tsisy mponina: Tanàna aolo [1.1]
Fikambanana  4  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how aolo

Teny iditra (2/2) 5  aolo
Sokajin-teny  6  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antemoro] am-panombohana, anoloana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04