|
|
|
|

Teny iditra1  aoka izay
Singan-teny  2 aoka, 3 izay
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny entina mandrara mba tsy hanohy intsony izay atao: Aoka izay, rankizy, ny hiranareo fa mankarenin-tsofina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 assez, cela suffit [1.3#58]

Fivaditsoratra  7 akay izao, aoka izay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12