|
|
|
|

Teny iditra1  antsavony
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Levona na lany foana, very voaka (tsy fampiasa mandeha irery io teny io fa miaraka mandrakariva amin' ireto teny ireto: lany, very, manary: Tsy hita ny alehan' ireo vola nangonina fa very antsavony tsy hita popòka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 used only with very, lost, as very antsavony, unprofitable expenditure of time and labour, by turning the attention to too many objects; an undecided and wandering state of mind that wastes time without attaining the object sought after. [1.2]

Fivaditsoratra  antsavony, 5 antsovina, 6 ontsinava, 7 tsy vanona, 8 vantsiona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12