|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsatoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen' ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony
[1.1] |
| Mpanahaka | 4 diamanga |
| Fivaditsoratra | antsatoka, 5 natotsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|