|
|
|
|

Teny iditra1  antonantony
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  3  Mba tiana ho fantatra koa àry ireo antonantony mahatonga azy hirehaka toy izany. [4.27]
4  Izalio tamin' izany ankizy tsy nahalala izay antonantony amin' izay hoe: "Fitiavana" na "Fanambadiana" izany. [2.643]

Fivaditsoratra  antonantony, 5 tanontanony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10