|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 antily |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 antilimbohitra
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 antily |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana
7 (Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny) [1.1] |
| Mpanahaka | 8 tily |
| Fivaditsoratra | antily, 9 Ilinta, 10 linita, 11 tilina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|