|
|
|
|

Teny iditra1 Antemoro
Sokajin-teny  2 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3jereo Taimoro. [0]
Ohatra  4 Hita fa tsy anganoangano ny Zafitsimanito: tsy inona fa ny tranainy teto, ary lavina fa tsy antemoro ireo. [2.245#]
5 Efa hitantsika ny momba ireo antemoro anarivony nandevozinà tany Bara taorian' ny naharesy azy tao Marosily. [2.508#]
Voambolana  6 Tantara: firenena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07