Entrée antambon > antambo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Fambara loza, loza [1.78]
  [Sihanaka, Tanala] Loza [1.78]
 Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany
Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1]
Explications en anglais Great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2]
 A calamity [1.7]
Explications en français Malheur, calamité [1.8]
Mots composés 
Proverbes 

Entrée antambon > antambo
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78]
Vocabulaire 

Anagrammes 