|
|
|
|

Teny iditra 1  anoina
Fototeny  2 ano
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao: Ny tsy anoina no anoina. [1.1]
5 asa atao na zavatra karakaraina: Tian'ny mpanjify ny taozavatra anoin' ny mpanao asa tanana
6 Endriky ny matoanteny aman-tsirinteny a-, -ina, -ana: Matoanteny anoina ny hoe: atao, soratana, vidina [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be done, etc. Same as atao. [1.2]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how anoina
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 Ainona, 15 ananio, 16 aninao, anoina, 17 Ianona, 18 inoana, 19 ny anao

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07