|
|
|
|

Teny iditra1  anohinana
Fototeny  2 tohina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#710]
Ohatra  4  Ary, araka izay voatsikera ny amin'ny fomba samy hafa itandroana ny fihavanana eo am-pandaharana, ny fomba samy hafa anohinana ny fo, ny fomba samy hafa handonana ny eritreritra, moa tsy dia efa voasavasava ny foto-kevitra ifaharan'ny lahateny aman-kabary rehetra? [2.298#148]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  anohinana, 9 inonahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12